Teny iditra hoso-potaka (hosotra, fotaka)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay Littéralement: action d'enduire de boue [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Hoso-potaka sy fanalam-baraka ahy fotsiny izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, takila 120]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31