Teny iditra (1/2) | 1 hota |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina 4 [1.1] Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] anything chewed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#272] Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant 7 [1.8] bouchée de nourriture qu'on mâche |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 hota |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.196] (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau. |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 18 hato, hota, taho, toha-, toha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |