|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hotoina
Fototeny  2  hoto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rotidrotehina, potipotehina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  hotohotoina

Teny iditra (2/2)10  hotoina
Fototeny  11  hoto
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Roahina: Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto a!
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18  atohino, atohony, hionota, hitonoa, honatoi, hotoina, ihotoan, nihotoa, nohotai, notahoi, notohai, tohinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21