Teny iditra | 1 hotsokotsoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano]
romatisma 4 [1.78] [Betsimisaraka] hotsoka, aretin'ozatra 5 [1.1] Fanaintainana anaty taolana sarotra tondroina hoe atsy na aroa |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 hotsoka |
Fivaditsoratra | 10 hakotsokotso, hotsokotsoka, kotsokotsoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |