Teny iditra | 1 hovotrovotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a shaking as of a building; a trembling as of a leaf |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] ébranlement, tremblement |
Fototeny | 6 hovotra |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 12 havotrovotro, hovotrovotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |