Teny iditra mihovotrovotra (hovotrovotra (hovotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] mihovitrovitra: Mihovotrovotra dia koa ho miana (mihovitrovitra toa ho torana) [Rakotosaona 1975]
 Mihozongozona, mihontsonkontsona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to tremble, as a house during an earthquake [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay trembler, être secoué comme par un tremblement de terre [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mihovotrovotra
nihovotrovotra
hihovotrovotra
mihovotrovota
Ohatra Mihovotrovotra manaraka ny tomaniny, ny adin-tsaina amam-panahy ao anatiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 140]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31