|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hoy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Miteny: Hoy Rakoto tamin' ny zanany... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  he (I, you, we, etc.) say, says [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  dit-il, dit, fait, signé par [1.3]
6  je dis, vous dites, etc [1.8]
Ohatra  7  hoy izy (dit-il) ~ hoy izaho (Dis-je) [1.5]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Filaza mandidy :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  hoy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  misy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  15  hoy, ohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31