Teny iditra Hydrostachys
Sokajin-teny anarana
 Hydrostachys distichophylla : voniandria
Hydrostachys goudotiana : mandriandrano, tsilaindriana, tsilavondria
Hydrostachys imbricata : rondra, sangasanga, sangasanganakoholahy, tsigezigezy, tsotoroka
Hydrostachys maxima : tsilavondria
Hydrostachys multifida : tsilaindriana, tsilanidriana, tsilavondria
Hydrostachys stolonifera : tsilaindriana
Hydrostachys verruculosa : tsilaindriana, tsilavonandriana, tsilavondria
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13