Teny iditra | 1 Imerina |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [1.2] 5 the inland of Madagascar around Tananarive [1.7] |
Ohatra |
6 Ny mpifindra monina avy tany imerina. [2.508] 7 Izahay eto imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528] |
Tovy hevitra | 8 ankova, ankova, ankova |
Mpanahaka | 9 emyrne, merina, nytendrombohitraroambinifolo |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Lohateny |
14 L' Histoire des Rois d'Imerina : Interprétation d'une Tradition Orale (Delivré Alain) 15 Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro) 16 Tananarive et l'Imerina (Oberlé Philippe) |
Teny nalaina | 17 Soratra misy io teny Imerina io |
Fivaditsoratra | 18 enimira, Imerina, mierina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |