Teny iditra Ankova (any, hova)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana frantsay   le pays des Hovas, la province de l'Imerina [Abinal 1888]
Ohatra   Dia nisalasala vetivety izy nony tojo ny tampon' Ankova. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 7]
Teny nalaina  
Fifanahafana   Emyrne ~ Imerina
   Hova ~ Tankova

2013/11/10