Teny iditra ia
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] eny [Rakotosaona 1972]
  [Tsimihety] Eny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy yes; "provincial" but also used in Imerina [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay oui; "provincial" mais s'emploie aussi en Imerina [Hallanger 1974]
  [Tankarana] oui [David 1952 (takila I)]

Teny iditra ia
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka, Tanosy] iza? [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] qui est-ce ? qui ? [David 1952 (takila I)]
Famaritana malagasy  [Tandroy] iza?: Ia ty nalake y satrokoy ? [Rakotosaona 1972]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra iza ~ zovy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ia
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] na [Rakotosaona 1972]

2019/08/17