Teny iditra (1/3) | 1 ia |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
eny 4 [1.1] [Tsimihety] Eny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] yes; "provincial" but also used in Imerina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] oui; "provincial" mais s'emploie aussi en Imerina 7 [1.19] [Tankarana] oui |
Teny iditra (2/3) | 8 ia |
Sokajin-teny | 9 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taisaka, Bara, Tanosy]
iza? 11 [1.78] [Tandroy] iza?: Ia ty nalake y satrokoy ? |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.19] [Tankarana]
qui est-ce ? qui ? |
Tsipelina hafa | 13 hia |
Tovy hevitra | 14 iza, zovy |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (3/3) | 16 ia |
Sokajin-teny | 17 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Bara]
na |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |