Teny iditra | 1 iangavio |
Fototeny | 2 angavy |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iangaviana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#45] |
Ohatra |
5 Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin' ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin' i Efrona, zanak' i Zohara [2.996#1.23.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26 |