Teny iditra | 1 iankohofy |
Fototeny | 2 hohoka |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iankohofana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#262] |
Ohatra |
5 Fa Iaveh Andriamanitrareo izay nitondra anareo niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe sy tamin-tsandry nahinjitra, izy no atahory, eo anatrehany no iankohofy, ary izy no anatero sorona. [2.996#12.17.36] |
Fivaditsoratra | 6 hifokoany, hikofoany, hofakoiny, hofinioka, iankohofy, ikofohany, kofohinay, nifiohako, nofiahiko |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/01 |