Teny iditra | 1 Ianona |
Fototeny | 2 anona |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona 5 lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2] |
Tsipelina hafa | 7 ranona, ranona |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra 9 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 10 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |