Teny iditra iantsoana (antso)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra. [2.117]
2Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606]
3nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iantsoana, iantsoako, iantsoanao, iantsoany, iantsoantsika, iantsoanay, iantsoanareo, iantsoan', iantsoan-, iantsoam-, iantsoa-
Ny lasa : niantsoana, niantsoako, niantsoanao, niantsoany, niantsoantsika, niantsoanay, niantsoanareo, niantsoan', niantsoan-, niantsoam-, niantsoa-
Ny hoavy : hiantsoana, hiantsoako, hiantsoanao, hiantsoany, hiantsoantsika, hiantsoanay, hiantsoanareo, hiantsoan', hiantsoan-, hiantsoam-, hiantsoa-
Filaza mandidy : iantsoy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20