Teny iditra | iaviana (avy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | fiaviana | ||||||
Fivaditsoratra | avy aina, iaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |