Teny iditra Idada (i, dada)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Niresaka tamin' Idada izahay. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 64]
2Saiky Idada hatrany no nitory. [Ravelomanana: Lalana, takila 20]
3Ilazao Idada tsy hitondra ny nofoko. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 138]
Teny nalaina 

2017/09/05