Teny iditra ifanahafana (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany. [1.38]
2Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifanahafana, ifanahafako, ifanahafanao, ifanahafany, ifanahafantsika, ifanahafanay, ifanahafanareo, ifanahafan', ifanahafan-, ifanahafam-, ifanahafa-
Ny lasa : nifanahafana, nifanahafako, nifanahafanao, nifanahafany, nifanahafantsika, nifanahafanay, nifanahafanareo, nifanahafan', nifanahafan-, nifanahafam-, nifanahafa-
Ny hoavy : hifanahafana, hifanahafako, hifanahafanao, hifanahafany, hifanahafantsika, hifanahafanay, hifanahafanareo, hifanahafan', hifanahafan-, hifanahafam-, hifanahafa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20