Teny iditra | 1 ifandrombahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fototeny | 3 rombaka |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
7 [1.232] alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! 8 [2.895] Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. 9 [2.503] Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |