Teny iditra rombaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1]
Ohatra Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31