Teny iditra | 1 igagana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] 4 [1.7] to be the cause of amazement, to be the subject of astonishment |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] dont on s'étonne, qu'on admire |
Ohatra |
6 [1.3#193] Nigagan’ ny olona ny soa nataony (On a admiré le bien qu’il a fait) 7 [2.314] Vady efa misy hitobahana sy hanaovana lamaody igagana. |
Fototeny | 8 gaga |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny igagana io |
Fivaditsoratra | 14 agagañy, igagana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |