Teny iditra | 1 ihany |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] only, just, tolerably |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] seulement, même; vraiment |
Mpanahaka | 6 fotsiny, monja |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 ahiny, aihin, anihi, haini, hainy, hiany, hinai, hinia, ihany, naihi, niahy, ny ahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |