Teny iditra | 1 ihomehezana |
Fototeny | 2 homehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be laughed at |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#265] 6 [1.8] dont on se moque, dont on rit |
Ohatra |
7 ihomehezana ange izany ka mora! [2.4#] 8 Ary aza dia hihomehezanareo zatovo izay tonga amin' ny fotoam-pandrosoana ankehitriny, fa tsarovy ny tenin' ilay lehilahy manan-tsaina anankiray hoe: [1.437#b] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ihomehezana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |