| Teny iditra | 1 Ikaladala |
| Singan-teny | 2 Ikala, 3 adala |
| Sokajin-teny | 4 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [ikalaadala+Ikalaadala] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
6 Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Cette imbécile
[1.3] 8 Cette sotte [2.415] |
| Ohatra |
9 Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
[2.332#]
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|