Teny iditra | 1 Ikala |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. 5 [1.7] a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs |
Ohatra |
7 [2.445#] ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. 8 [2.69#] nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. |
Voambolana |
9 Teny fanajana |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Fivaditsoratra | 17 alaik, alika, Ikala, ilaka, kalay, laika, lakai, liaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |