Teny iditra Ikalakely (ikala, kely)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (fanampin' anarana)
Fandikana anglisy a familiar name for small girls [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay nom commun des petites filles [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  Ikoto
Ohatra ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 90]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31