Teny iditra | 1 Ikalakely |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] a familiar name for small girls |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] nom commun des petites filles |
Ohatra |
5 [2.470] ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao! 6 [2.499#] Iny ary hanalana hasosorana, hoy Fatakamana, sady nomeny lasiroa ikalakely. |
Voambolana |
7 Fanampin' anarana (vavy) |
Singan-teny | 8 Ikala, kely |
Mpanahaka | 9 ikoto |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |