Teny iditra Ikaloy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [Ravelojaona 1937]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny tendrombohitra masina roambinifolo

2012/05/03