|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ikaloy
Fototeny  2  kalo
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ikaloana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#306]

Teny iditra (2/2)5  Ikaloy
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.10] [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ...
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  9  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmalts

Fivaditsoratra  10  ailiko, ikalio, Ikaloy, ikaloy, ilaiko, laikoi, laikoy, olikay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08