|
|
|
|

Teny iditra1  ikolokoloana
Fototeny  2  kolokolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#349]
Ohatra  6  Ny fomba amam-panao no isan'ny fitaovana iray makadiry itaizana ny ankizy, sy ikolokoloana ny lehibe ao anatin'ny fiarahamonina masikoro. [2.606#65]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/28