|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ilana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2#237] (root)

Teny iditra (2/2)4  ilana
Fototeny  5  ila
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2#236]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#277]
Ohatra  9  Misy raharaha ilako ny ramolenao ka mba ampindramo ahy (J'ai besoin de votre mulet pour une affaire, veuillez me le prêter) [1.3#277]
10  Inona ny antony ilanao fandraka amiko? (Pourquoi me demandez-vous un ciseau?) [1.3#277]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  ailan, Alain, alain', alany, alina, anila, ialan, ilana, laina, lania, liana, naila, nalai, niala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08