|
|
|
|

Teny iditra1  ila omby
Fototeny  2  ila, omby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny antsasaky ny omby voarasa izay nomena ny solontenan' ny andriana nanatrika ny hasoavan-jaza

Fivaditsoratra  5  aombily, bilomay, ila omby, mibailo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21