Teny iditra ilasitelo
Singan-teny ila ; telo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola izay 0, 70 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy telo (voamena) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [telo, three.] sevenpence ; lit. one half and three (twopences). Pronounced lasitelo. [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31