Teny iditra lasitelo (ila, sy, telo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ilany sy telo) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny fia (voamena) (0,10) sy telo (voamena) (0,60) izany hoe 0,70 Fr na 70 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as ilasitelo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trois voamena et demi [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31