|
|
|
|

Teny iditra1  ilasitelo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bola izay 0, 70 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy telo (voamena)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [telo, three.] sevenpence ; lit. one half and three (twopences). Pronounced lasitelo.
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  ila, telo
Tsipelina hafa  7  lasitelo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12