Teny iditra | 1 ilasiventy |
Singan-teny | 2 ila, venty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaram-bola izay 0, 90 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy venty |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [venty, eightpence.] ninepence ; lit. one half and venty. Pronounced lasiventy. |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Tsipelina hafa | 7 lasiventy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |