Teny iditra lasiventy (ila, sy, venty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ilany sy venty) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0, 10) sy venty (0, 80), izany hoe 0,90 Fr na 90 santima [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as ilasiventy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Quatre voamena et demi [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31