Teny iditra ili-kena (ilika, hena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny hena amin' ilay faritra manaraka ny taola-mananetiny amin' ny omby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The undercut of a sirloin of beef. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra iliny

2012/12/23