|
|
|
|

Teny iditra1  Imerina
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [1.2]
5  the inland of Madagascar around Tananarive [1.7]
Ohatra  6  Ny mpifindra monina avy tany imerina. [2.508]
7  Izahay eto imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528]
Tovy hevitra  8  ankova, ankova
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Lohateny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny Imerina io
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Fivaditsoratra  17  enimira, Imerina, mierina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25