Teny iditra indraindray (indray)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sometimes [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 seldom, infrequent. Reduplication of indray [Richardson 1885]
 off and on [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parfois [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 de temps en temps [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tonga any amiko izy indraindray. [Andraina: I Vola, takila 18]
2Indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [Andraina: Mitaraina, takila 9]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31