Teny iditra | indramina (indrana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of the thing which is to be borrowed. [1.2] | ||||||||
To be borrowed; cf. sambotra [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a emprunté [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny indramina io | ||||||||
Fivaditsoratra | indramina, mandraiñy, manindria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |