Teny iditra |
indrana
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [1.2]
|
| The article to be returned Borrowed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on a emprunté Emprunté [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
indra-maso ~
indram-bity ~
indram-bolon-doha ~
indran-orona ~
indran-tsomotra |
|
Teny iditra |
indrana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The outer edges [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les bords extérieurs [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
indrana
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
[ indraña ] Iry [1.78]
|
| [Bezanozano]
Iry [1.78]
|
|