Teny iditra | 1 indran-tany |
Singan-teny | 2 indrana, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the coastal regions of Madagascar [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 les régions côtières de Madagascar [1.8] |
Ohatra |
6 Izay manaram-po sy mandany, tsy maty tsy an' indrantany. [1.437#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |