|
|
|
|

Teny iditra1  indraozina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Averina fanindroany: Tandremo sao indraozinao iny fahadisoanao iny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on fait pour la deuxième fois
Fototeny  5  indroa
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  indraosina, indroasina, indroazina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny indraozina io

Fivaditsoratra  12  anindroazy, indraozina, indroazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21