Teny iditra indroa (roa)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy twice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay deux fois [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [Andraina: Mitaraina]
2Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Teny nalaina 

Teny iditra indroa
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] ity [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17