|
|
|
|

Teny iditra1  indray mitono valala
Singan-teny  2  indray, mitono, valala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] in a moment ; lit. as long as the frying of a locust.
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07