Teny iditra (1/2) | 1 indray |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? 4 Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any 5 Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 again, the second time; at times, sometimes; in the second place [1.2] 7 again; in the second place [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 encore une fois; de nouveau [1.8] |
Ohatra |
9 Ho avy indray ny tantara terena. [2.4] 10 I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 23 indray |
Sokajin-teny | 24 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [Bara]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |