Teny iditra | 1 indray mahamasa-bary |
Singan-teny | 2 indray, mahamasaka, vary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] in about half an hour ; lit. as long as one cooking of rice. 6 [1.7] the time it takes to cook rice (something over 30 minutes) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] le temps qu'il faut pour faire cuire du riz 8 [2.415] le temps nécessaire à la cuisson du riz. Environ une demi-heure. |
Voambolana |
9 Fotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |