Teny iditra | indray miserana | |
Singan-teny | indray ; miserana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana | |
Ohatra | Indray miserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray niserana izay dia nanaitra ny fony, ka tsy afaka tao an-tsainy
[2.324] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |